– Io fitoerana Internet io, dia mba hizara miaraka amin’ny namako ilay nahita tamin’ny fahefako no niandray aho na rehefa dokotera na rehefa pretra tany Frantsa na tany Portugal na tany Brésil na aty Madagasikara ka any Mozambique.
1. Bokin’i Mompera Bruno Cadart, pretra sady dokotera, momba ny aretin’ny alikaola
« Mba hisy mpaminany hijoro ka hiteny momba ny aretin’ny alikaola »
Boky momba ny aretin’ny alikaola amin’ny Powerpoint fohy : ny_aretinan_ny_alikaola_bruno_cadart_v_2003_fohy
Boky momba ny aretin’ny alikaola amin’ny Powerpoint tanteraka : ny_aretinan_ny_alikaola_bruno_cadart_v_2003
Boky momba ny aretin’ny alikaola frantsay – malagasy
2. Bokin’ny Prado amin’ny teny malagasy
Ny tantaran’i Mompera Chevrier, Antoine Chevrier, ny pretra araka ny Evanjely (Mompera Pierre Berthelon)
Lahatsoratra momba ny fiainam-panahy i Mompera Antoine Chevrier voafidy i Mompera Yves Musset pretran’ny Prado
Ny Mpianatra Marina (i Mompera Chevrier)
Ny taratasin’i Mompera Chevrier
3. Fianaranan’ny Evanjely i Mompera Bruno Cadart
« Miasa miaraka amin’ny Fanahin’ Andriamanitra » (frantsay ; frantsay/malagasy ; malagasy)
Ny ady sy ny fijalian’i Paoly (frantsay, malagasy, frantsay/malagasy)
4. Baiboly sy vavaka an’ny Teny malagasy sy frantsay
dans la colonne en malgache, la voyelle tonique est en caractère gras pour faciliter la lecture des non malgaches.
Lamessa miaraka amin’ny vavaka eokaristika faha-2
5. Diksionary Malagasy / Frantsay
Nataoko ny Diksionary Malagasy / Frantsay Abinal et Malzac SJ sous forme de Fichier Excel. Raha misy olona te-handray io fichier o dia angataha amin’ny email ambanin’io pejy io
cadartbruno@gmail.com